Teny iditra indrakeliny (indra, kely, -ny)
Sokajin-teny anarana indra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay épaisseur [1.3]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: indrany
Ohatra Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) [1.3]
Voambolana 
Mpanahaka  indrabeny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31