Teny iditra israelianina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny
Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Israeli [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Israélien, israélienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: israélien.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31