Teny iditra jaboady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby dia mitovitovy amin' ny saka fa lehibe kokoa ary be volony no somary malany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A civet cat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de civette [1.54, 1.8]
 Civette (Viverricula indica) [4.22]
Anarana siantifika Viverricula indica
Voambolana 
Tovy hevitra alazy ~ telofory

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31