Teny iditra jao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tsimihety] Ombalahy tsy vositra [1.1]
 Enti-milaza ny omby ngeza sady lava tandroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bull which is huge in size and long-horned [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Un grand boeuf à longues cornes [1.3]
Voambolana 
Anaran-toerana 

Teny iditra jao
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sady avo no lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tall [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Grand [1.3]
Tovy hevitra jaojao

Teny iditra jao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Repas en commun. [1.19]

Teny iditra jao
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] izany [1.78]
Tovy hevitra ijao
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31