Teny iditra |
jery
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A look [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Regard [1.3, 1.8]
|
| Coup d'oeil Figuré: attention, charité, commisération [1.3]
|
| Vue [1.13]
|
Ohatra | Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa.
[2.332]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
jery
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly, Sihanaka]
hevitra
[1.78]
|
|
Teny iditra |
jery
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|