Teny iditra | jongy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zaitra na vikavika amin' ny sisin-damba, dify [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ourlet [1.19, 1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | jongy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mangina vitsy teny sady tsy tia miray amin' olona [1.1] | |||||||||||||||
Voambolana | Ontam-po | |||||||||||||||
Teny iditra | jongy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Simba, levona [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | jingo, jongy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |