Teny iditra |
-joro
(zoro)
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe zoro
|
Ohatra | ary nasiana rova efa-joro tokony havavafo ny halavany.
[2.48]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitsanganana mitsatoka tsara [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de se tenir debout [1.5]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Vavaka, hataka amin' andriamanitra sy ny razana [1.78]
|
| Fangataham-pitahiana eo am-panefana ny voady natao [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Prière [1.5]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Saro-tahotra, saro-kenatra, mihasihasy [1.1]
|
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tanjaky ny tolona [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Jambage [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina, Sakalava]
Le tronc d'un arbre, surtout quand il s'agit d'un arbre sacré. On appelle joron-drananahary (de rananahary : Dieu) une sorte de possession collective provoquée au cours de laquelle un malade est censé exorcisé de l' « esprit » qui était à l'origine de son mal. La cérémonie a généralement lieu sous un de ces arbres sacrés.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Norme, module [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
joro
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana enti-milaza ny iray amin'ireo lalao karatra izay misy sarina efajoro mena [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Carreau au jeu de cartes [1.3]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
lalitra ~
samamena ~
tangontsotrobe |
|
karatra |
Sary |
|
|