Teny iditra kakabemaso
Singan-teny kaka ; be ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa
Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify) [1.1]
Ohatra Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335]
Voambolana 
Tovy hevitra kakabenify ~ lolompaty

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/11