Teny iditra kalabe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny kalalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cockroach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra kadradraka ~ kalalao

Teny iditra kala be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Chef, patron [1.60]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31