Teny iditra kalamena
Singan-teny kala ; mena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Anaram-bomanga mavokely na mena ny hodiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de kala : la belle petite et mena : rouge). Nom donné aux variétés de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae) à peau rose ou rouge. Celles qui ont les plus gros tubercules sont souvent utilisées aussi comme fourragères ; pour la nourriture des animaux de basse-cour notamment. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Voambolana 
Mpanahaka  kalamavo ~ kalamongo ~ kalanoro ~ kalavory

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09