Teny iditra kalanoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de kala : la belle petite et noro : voeux de bonheur qu'on exprime à l'occasion de la circoncision). Nom d'une variété de patate à peau rouge et à chair également colorée de rose ou de rouge qu'on servait traditionnellement au cours d'un repas en commun de la circoncision. On l'appelle menaty, c'est-à-dire « intérieur rouge » en Imerina. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batates
Ohatra Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [2.471]
Voambolana 
Mpanahaka  kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory

Teny iditra Kalanoro
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [1.3]
Ohatra Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [2.508]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/02