Teny iditra kalavory
Singan-teny kala ; vory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Karazana vomanga izay lehibe vorivory tsara ary mena aty ny vodiny (Ipomoea batates) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de kala : la belle petite et vory : ronde, sphérique). Nom d'une variété de patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae), à gros tubercules rouges, de forme très régulière, presque parfaitement sphérique. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Voambolana 
Mpanahaka  kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalanoro

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09