Teny iditra kaonkaona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanenon' ny biby sasany, toy ny vorontsiloza
Kaikaika tsy misy fiatoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cry of complaint [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gémissement [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31