Teny iditra kaonserva
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena na trondro na voankazo na hanina efa nomanina ka atao anaty boaty vifotsy tsy idiran-drivotra mba ho azo tehirizina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: conserve.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31