Teny iditra kaporaly-sefo
Singan-teny kaporaly ; sefo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: caporal-chef.

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01