Teny iditra | karamanga | |
Singan-teny | kara- (karatra) ; manga | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Impôt sur le revenu [1.5] | |
Voambolana | Toe-karena: varotra ~ Lalàna | |
Fivaditsoratra | karamanga, makaranga, mangaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09 |