Teny iditra kasoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Farim-peo [1.78]

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisafoana mandalo dia izay, kasika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of rubbing, or of rubbing against something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de frotter [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra kasoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vary masaka haroharoina ao anaty vilany vy misy menamenaka avy nandritan-kena, ka afangaroharo ao ho vonto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de kasaka : action de frotter énergiquement, de réduire en poudre). Grains de haricots qu'on écrase en poudre à laquelle on ajoute du sel et des aromates. On en fait ensuite une sorte de purée, de brouet. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11