Teny iditra keky
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Aloha, angaloha [1.78]

Teny iditra keky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Hatina [1.78]
Voambolana 

Teny iditra keky
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana mofomamy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cake [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31