Teny iditra keoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy feno tsara fa ohatra ny misy nahafahana amin' ny ilany iray; lempona, kemaka, kely andilana [1.1]
 Tatatra kely atao amin'ny piesy iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Gorge, cannelure [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31