Teny iditra ketoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voatery mafy nefa tsy maharitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Coincé [1.13]

Teny iditra ketoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Kaikitra mafy, fanerena amin' ny nify na tandra, fandramatra
Zava-mahazo noho ny fanaintainana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coup de dent, morsure, piqûre
Figuré: douleur aiguë; action de gourmander [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra ketoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo mafy be tsiratsirany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (sens général : coup de dent, morsure). Arbre indéterminé à bois dur et très nerveux, difficile à travailler. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10