Teny iditra kifafa (fafa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Balai, brosse, tout ce qui sert à balayer [1.3]
Ohatra 
1Fanaovan' ny olona kifafa ny rantsany. [2.643]
2ary tahaka an-dRangahibe leon-tsokina, ka vodi-kifafa dia andosirana. [2.587]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra kifafa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom de certaines plantes plus spécialement recherchées pour faire des balais. Ce sont particulièrement, suivant les dialectes :
[Bara, Betsileo, Merina] Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae). Cet arbuste servait aussi à préparer une teinture verte (Grandidier, Ethnographie). Son infusion est administrée aux boeufs, comme odi-tsingala ; on pense que les boeufs peuvent devenir malades parce qu'ils avalaient par inadvertance en s'abreuvant un insecte aquatique, le tsingala. En réalité c'est surtout en cas de météorisation qu'on applique ce traitement.
[Sakalava] Aristida rufescens Steud. (Poaceae).
[Mahafaly, Tandroy] Maerua nuda Scott Elliot (Capparaceae). [1.196]
Anarana siantifika Aristida rufescens, Henonia scoparia, Maerua nuda
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29