Teny iditra kilaometatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny:
A) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo
B) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: kilomètre.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31