Teny iditra kiso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Antsy fanao am-paosy [1.78]
  [Sihanaka] Antsy [1.78]
  [Tanala] Antsy fandidian-kena: Tra-draha tsy amin-kiso ka manao mesa vazankoho (tra-javatra tsy manana antsy ka ny hoho no andidiana) [1.78]
  [Betsimisaraka] Antsy, antsipika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Couteau de table [1.3]

Teny iditra kiso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny entina miantso ny kisoa. [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra kisokiso

Teny iditra kiso
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay Morose, hargneux [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31