|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] feo, ady, kitrana
4  [1.1] Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamaly sy hampiady
Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny aminao
Trosa
Angely ampiadina.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] words of excitation to fight
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] paroles d'excitation
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)14  kitra
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1] Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisin-tanana, lalao baolina boribory
Voambolana  17  Kilalao

Teny iditra (3/5)18  kitra
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.78] [Sihanaka] karazan-garaba

Teny iditra (4/5)21  kitra
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.1] Botry ratsy
Karaodraoka, kitika

Teny iditra (5/5)24  kitra
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.196] (vient de l'adjectif kitra : rabougri ; même sens que botry (merina) ; ou de la racine verbale kitra : action de tracasser ?). Catharanthus longifolius (Pichon) Pichon et Catharanthus ovalis Markgr. Plantes utilisées autrefois comme poisons d'épreuve (voir kita). On les emploie surtout de nos jours pour préparer des vermifuges à usage vétérinaire, surtout pour les jeunes veaux. [Bara]
27  [Betsileo]
28  [Taisaka]
Voambolana  29  Haizavamaniry
30  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32  katry, kitra, traky, trika

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30