Teny iditra kobay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme Kibay. [1.3]
Voambolana 

Teny iditra kobay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tehina, kibay [1.78]
  [Sihanaka] Kibay [1.78]
  [Bezanozano, Taisaka] Tehina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Bâton. [1.19]
Tovy hevitra kibay ~ kobay bory
Ohabolana 

Teny iditra kobay (koba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kobaina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27