Teny iditra | kokomojamanitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tankarana] Karazam-bary fambolin' ny olona any amin' ny faritanin' Antsiranana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une variété de riz cultivé, surtout autour de Diégo-Suarez. Voir vary. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30 |