Teny iditra | koratata | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feo mafy toa mitapatapaka nefa maharitra tahaka ny feon' ny tongo-tsoavaly mandeha amin' ny arabe vato na ny feon' ny basimarovava mitatatata [1.1] | ||||||
Voambolana | Feo | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | atakotra, koratata |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |