Teny iditra ladina (lady)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Anihina mikisaka: Noladin' ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont on s’approche en rampant, sur quoi on rampe: Noladin’ ny trambo ny tongony (Le cent-pieds a rampé sur son pied) [1.3]
Ohatra 
1Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643]
2Tsy nisy intsony ny natory nanao ladina an-tany. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ladina, ladiko, ladinao, ladiny, ladintsika, ladinay, ladinareo, ladin', ladin-, ladim-, ladi-
Ny lasa : noladina, noladiko, noladinao, noladiny, noladintsika, noladinay, noladinareo, noladin', noladin-, noladim-, noladi-
Ny hoavy : holadina, holadiko, holadinao, holadiny, holadintsika, holadinay, holadinareo, holadin', holadin-, holadim-, holadi-
Filaza mandidy : ladio
Kamban-teny 

Teny iditra ladina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tahon' ny zavamaniry mananika amin' ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatavo
Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray
Lafika vita amin' ny fon-jozoro na amin' ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin' ny lava-bary [1.1]
 Tangoli-javamaniry [1.13]
Fanazavàna teny anglisy The shoots of creeping plants [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tiges des plantes rampantes ou grimpantes [1.8]
 Vrille [1.13]
 (toute l'île, mais prononcé dans certaines régions : lady ou laly) (de lady : action de ramper, de se traîner sur le sol . comparer au Malais : jalin, au Javanais, Batak, Sudannais, etc. : jala, même sens). Nom général des tiges rampantes ou grimpantes, volubiles, surtout lorsqu'elles restent herbacées. Les véritables lianes ligneuses s'appellent vahy . D'où le verbe mandadina : enlacer, lier ensemble plusieurs objets (forte active), aussi, ramper, grimper. En parlant des plantes :
  • mifandadina : s'entortiller les uns dans les autres comme rameaux de la courge.
  • Hazo ladinim-bahy . bois déformé par l'étranglement des lianes qui l'ont enserré, on en fait souvent des cannes.
[1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Teny iditra ladina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] ketrona [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26