Teny iditra lahaly
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Alina [1.78]
  [Betsimisaraka] Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Last night [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Provincial] La nuit dernière [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra ankaly ~ halina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31