Teny iditra lalandy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anan-dia maniry amoron-drano na amin' ny honahona, iray karazana amin' ny ravim-bomanga, ary fahandro na fanao salady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (déformation de lalanda ). Ipomoea reptans Poir. (Convolvulaceae). Fréquente surtout dans les lieux frais : fossés, bord des rizières et des marécages. Feuilles utilisées comme légume qu'on fait cuire avec le riz. Voir aussi felilandy. C'est probablement l'hybridation entre ce dernier nom et lalanda qui est l'origine de l'orthographe incorrecte. [1.196]
Anarana siantifika Ipomoea reptans
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31