Teny iditra lanton-tsandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Faritry ny tanana anelanelan'ny kiho sy ny hatotanana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [sandry, the arm] the arm from the elbow to the shoulder [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avant-bras [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra alohan-tsandry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31