Teny iditra | lasiray (ila, iray) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as ilasiray [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lasiray io | |
Fivaditsoratra | alasiry, lasiray |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |