Teny iditra lefakozatra
Singan-teny lefaka ; hozatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny poliomielita [1.1]
Ohatra Ny zaza lasa malemin'ny lefakozatra dia tokony mihinana sakafo be otrikaina ary manao fanatanjahan-tena mba hanatanjahana ireo hozatra tavela. [2.424]
Voambolana 
Tovy hevitra poliomielita

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13