Teny iditra |
lemaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Marin-tampona: Tany lemaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plat: Mahafinaritra io tany lemaka io (Cette plaine est magnifique) [1.3]
|
Ohatra |
1 | Be tany lemaka voavoatra ho tanimbary ilay izy.
[2.472]
|
2 | Ny akoran' ny mpiady nanehoeho eran' ny habakabaka sy ny tany lemaka.
[2.587]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
lemaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany marin-toerana hatrany, zara raha misy ahitana lohasaha, ankandemponana: Ny lemak' i Marovoay
[1.1]
|
| Velaran-tany mitovitovy tantana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Flat land [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terrain plat, plaine [1.3]
|
| Terrain plat [1.8]
|
| Plaine [1.13]
|
Ohatra | Saingy nahonena azy indray ny fandadiladin' ny lemaka tomandavana ivalamparan' i Mangoro, ka nirotsaka ny ranomasony:
[2.5]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
lemaka,
lemako,
lemakao,
lemany,
lematsika,
lemakay,
lemakareo,
lemak',
lema-,
lemaky |
Tovonana : |
-demaka,
-demako,
-demakao,
-demany,
-dematsika,
-demakay,
-demakareo,
-demak',
-dema-,
-demaky |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lemaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Velatra voafaritra ny hitsy roa mifanapaka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plan [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Lemaka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -20.2, 48.6
|
|