Teny iditra levenam-bola
Singan-teny levenana ; vola
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany
Soa natao izay tokony handraisam-baliny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (lit. buried money), advantages accrued due to past good deeds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé [1.8]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26