Teny iditra lilia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boninkazo fianakaviamben' ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin' ny hadiovam-pitondran-tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de l'anglais : lily). Nom du lis, Lilium candidum L. (Liliaceae). Le nom malgache est apparu dans la première édition de la Bible traduite en langue malgache avec le concours de pasteurs anglais (imprimée en 1835). La plante n'a été introduite en fait que beaucoup plus tard, après 1920. Les horticulteurs malgaches disent plutôt lisy. [1.196]
Anarana siantifika Lilium candidum
Ohatra Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon' ny miora. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra lisy
Ny fihaviany Anglisy: lily.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31