Teny iditra limonady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavapisotro tsy misy alkaola izay amboarina avy amin' ny voasarimakirana ka asiana rano sy siramamy ary indraindray gazy, izay mampisy tapoakan-drivotra mahatsara ny tsirony sy mahamanimanitra azy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: limonade.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31