Teny iditra |
lobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Akanjo anatin-dehilahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A shirt [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Chemise [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ary misy koa sarin' ny fitafiana isan-karazany : kiraro, lobaka.
[2.332]
|
2 | Tiako haterina koa ny akanjon-dRasamy, ka nitady pataloha sy lobaka hovidina aho.
[2.4]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tanosy]
Paraky [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | (sens général : grand, ample du malais lebeh, sanscrit :
lobha et plus spécialement le vêtement en forme de grande chemise que les hommes portent par-dessus le pantalon). Nom des feuilles de tabac larges et minces, retenues pour faire la « cape » des cigares. Par extension (en Imerina) les variétés de tabac à larges feuilles (type Maryland).
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
lobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
(déformation de tabaka : le tabac).
Nicotiana tabacum L. (Solanaceae). Mais plutôt les variétés corsées à feuilles étroites et épaisses, plus appréciées des Malgaches puisqu'elles servent à préparer les tabacs à mâcher.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Nicotiana tabacum |
Voambolana |
|