Teny iditra lohavary (loha, vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny mongomongo amin' ny fotsimbary; voam-bary kely toy ny torotoro mihitsy aza, izay hita voalohany eo amin' ny sahafa rehefa manofa vary, ka avy amin' izany no nahatongany anarany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de loha : tête, début et vary : ici dans le sens de riz décortiqué). Nom qu'on donne aux grains de riz brisés au cours du pilonnage lorsqu'on décortique le riz à la main avec un mortier et un pilon. Ces grains brisés, plus légers que les grains entiers, peuvent être séparés lors du vannage, ou au moyen d'un crible. Ne pas confondre avec lohambary. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31