Teny iditra lomondo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Vary voataona eny ampamoloana sady voalamina tsara, antontam-bary efa voajinja: Ny gàgà tsa añaten'ny lomondo aby (Ny goaika tsy takon'ny antontam-bary daholo) [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Riz en gerbe entreposé sur l'aire avant le battage. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31