Teny iditra maha-olona
Singan-teny maha~ ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona [1.1]
 Fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Personnalité [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20