Teny iditra mahadikitra (dikitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahasosotra, manao izay hahatezitra, izay tsy hahafaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To anger, to displease, to annoy, to vex [1.2]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahadikitra
Ny lasa : nahadikitra
Ny hoavy : hahadikitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20