Teny iditra mahitsizoro
Singan-teny mahitsy ; zoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rectangle [1.13]
Ohatra Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10