Teny iditra main-dambana
Singan-teny main' (may) ; lambana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fonon' ny babinkatsaka hita maina, izay fambara fa efa masaka ny katsaka; ilazana ny katsaka efa antitra eo am-paniriana -- ny olona main-dambana kosa dia mahantrahantra sy tsy mitafy tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (de maina : desséché et lambana : ici, les spathes qui enveloppent l'épi de maïs. Voir aussi ce mot). Nom donné aux épis de maïs, Zea mays L. (Poaceae) qui ont été desséchés enveloppés de leurs spathes. Ils sont réputés de bonne conservation. Au sens figuré : homme à toute épreuve, vieux routier, vétéran. [1.196]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20