Teny iditra malamakely
Singan-teny malama ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza karazana vola farantsa fahizay, dia ilay nisy ny sarin' i Napoléon I [1.1]
 Ny vola Malamakely dia vola frantsay ihany koa tamin' ny andron' i Napoléon: manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama [2.436]
Fanazavàna teny anglisy The name of a special kind of five franc piece [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Les piastres frappées à l'effigie de Napoléon 1 [1.3]
 Qui est lisse. Les pièces de cinq francs à l'effigie de Napoléon I et de la première République française, parce quelles étaient minces et usées et que l'écriture en était effacée [2.415]
Voambolana 

Teny iditra malamakely
Singan-teny malama ; kely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une cotonnade [1.3]
Voambolana 

Teny iditra malama kely
Singan-teny malama ; kely
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Zazalahy tsy misy volombava, tsy mbola vaky somotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Imberbe [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/11