Teny iditra mamahirano (fahirano (fahy, rano))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy manome rano, manao fahirano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To besiege (a town). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Priver d'eau [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamahirano
Ny lasa : namahirano
Ny hoavy : hamahirano
Mpanahaka  manao fahirano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20