Teny iditra mamorifotra (forifotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivoaka (enti-milaza ireo bontsimbontsina kely be diabe vokatry ny aretina): Namorifotra ny kitrotron' Ilita ka tsy naharitra reniny naka dokotara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Faire éruption, apparaître en masse, pulluler [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamorifotra
Ny lasa : namorifotra
Ny hoavy : hamorifotra

Teny iditra mamorifotra (forifotra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno zavatra boribory madinika marobe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Oolithique [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05