Teny iditra |
mampandry
(andry)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny frantsay | Faire coucher quelqu’un, coucher, étendre, pacifier, faire reposer [1.3]
|
Ohatra | Koa raha misy tsy mampandry ny tany, miara-mamono izaho sy izy na ny aty na ny any.
[2.366]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mampandry |
Ny lasa : |
nampandry |
Ny hoavy : |
hampandry |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mampandry
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
Ce nom désigne surtout deux arbres : Cedrelopsis grevei Baill. (Meliaceae) et
Molinaea retusa Radlk. (Sapindaceae).
Ils entrent dans la préparation des tranquillisants naturels administrés aux boeufs de fosse, et éventuellement aussi dans les « charmes » destinés à rendre un adversaire inactif.
Grandidier (fichier manuscrit) note sous ce nom « Plante médicinale prise à Morondava ».
[1.196]
|
Anarana siantifika | Cedrelopsis grevei, Molinaea retusa |
Voambolana |
|