Teny iditra manaranaka (taranaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
 Mifindra amin'ny taranaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Héréditaire [1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaranaka
Ny lasa : nanaranaka
Ny hoavy : hanaranaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20