Teny iditra |
mandoka
(doka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manindrahindra amin' ny fiderana; mandrobo: Loza raha handoka ny entam-barony rangahy io [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To praise, to flatter [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vanter, flatter [1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny mpivarotra tsy maintsy mandoka ny entany.
[2.117]
|
2 | ka nisy fiteny hoe: " Ralema mitety tsena, " raha mandoka ny olona.
[1.437]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandoka |
Ny lasa : |
nandoka |
Ny hoavy : |
handoka |
Filaza mandidy : |
mandokafa |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mandoka
(loka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manomboka mandoaka (lavaka fihadiana metaly) [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandoka |
Ny lasa : |
nandoka |
Ny hoavy : |
handoka |
Filaza mandidy : |
mandokay |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
mandoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(de loka : action de lancer la sagaie). Petit arbre dont le bois sert à faire des manches de sagaie car il est très nerveux.
[1.196]
|
Voambolana |
|